𝓭𝓸𝓽𝓶𝓰 utilise mastodon.mg. Vous pouvez læ suivre et interagir si vous possédez un compte quelque part dans le "fediverse". Si ce n’est pas le cas, vous pouvez en créer un ici.

𝓭𝓸𝓽𝓶𝓰 @dot@mastodon.mg

🇬🇧 How do I exchange ethereum for bitcoin or bitcoin cash safely?

Hey les mastonautes, je voulais partager cette vidéo réalisée par Léo Grasset de la chaîne Dirty Biology. Tourné sur mon île natale, il prend pour exemple un territoire perdu et quasi isolé de l'homme, afin d'expliquer les raisons entraînant la mise en danger des écosystèmes. Super intéressant!

Si vous avez le temps, regardez-la donc 😉

UNE EXPÉDITION POUR SAUVER UN MONDE PERDU - DBY #45

youtu.be/cdwfBSl12dg
mamot.fr/media/r8KpRSjoIyC40SI

🇲🇬 ⚽ Hehe, tsara kosa ilay lalàna hoe izay betsaka karatra mavo no mangorona entana rehefa mitovy ny isa. Veloma ry Afrika. Tsy efa nilaza mialoha aho?

🇲🇬 ⚽ na hiafara 2 no 0 ity dia mangorona entana i Senegal, na miafara 1-1 na 1-2 ny japana pôlôna dia mangorona entana i senegal, na mijanona amin'izao dia tsy mbola haiko hoe iza no mangorona entana i senegal sa i japana.

Est-ce que qq’un connaîtrait une boite qui pourrait modéliser des objets 3D en intégrant une gestion svg/dwg (qui permet de rattacher des objets connexes à partir de points d’ancrage) et une gestion des objets tout court (plus de 1000 variantes...) ?

🇲🇬 ⚽ Afakampitso koa Senegal mbola ho resin'i Colombie amin'ny minitra farany.

🇲🇬 ⚽ Messia dia avy eo Mosesy, dia iza no manaraka?

🇲🇬 Tiako noho ny CanalSat izany ny StartimesTV raha ny eto Madagasikara. Sady mora kokoa no tiako kokoa. Ny ankizy aza no tena afa-po indrindra fa betsaka ny safidy ho azy ireo.

Ny Chaine malagasy ao amin'i Startimes no tsy mahafapo ho anay tsy mpanohana ny fitondrana, izahay ilay efa nizatra niondana Kolo, Tv Plus sy Viva :D

🇬🇧 The sexiest thing in this world is ... a french girl, with a name Chloé, singing in malagasy.

Hier, j'étais jeune et naïf, pleins d'échos de joie.
Hier, j'avais la solidité d'un if, je me sentais au-dessus des lois.

Aujourd'hui, je ne ferais pas de #mercredifiction .
Aujourd'hui, j'en peux plus de la tradition.

Et j'ai bien ouvert les yeux, je suis qu'un citoyen merdeux.
Et si même Manu m'en veut, je vais viser juste, je lui fais mes adieux.

🇲🇬 Mofonaina androany : Mpitoriteny 10:16. Sahalahala amin'izao : "Lozanao ry tany, raha zaza no mpanjakanao, ary ny lehibenao Homana Vao Maraina".

Manangana Sekta i Dot.

🇲🇬
Rehefa miteny izy hoe "Raha misy an'izany fifanarahana izany tany dia asehoy aty hojerena fa izaho koa mba te hahita..." dia hoy ny atidohako manao famakafakàna : Ary tena nisy tokoa izany ilay fifanarahana fa saingy natao am-bava amin'ny samy olon-dehibe fa tsy nisy taratasy nosoniavina.

🇲🇬
Pety a!
Ny vadin'ise ange ilay nanangan-tànana nampandany iny lalàm-pifidianana mahabe resaka iny e!

Nanangan-tànana izy sady menatra tsy sahy mitraka fa miondrikondrika. Fa azo sary soamantsara kosa anefa mba hitsaran'ny vahoaka anareo roa.

Nefa anie r'ise raha tsy mba isan'ny nanangan-tànana izy iny, ary nisy roa hafa ankoatra azy fotsiny no tsy nanangan-tànana tsy toy izao ny raharaha e!

Dia aza miseho be resaka eo amin'ny TV Plus eo aza ise fa ianareo ange olana fa tsy vahaolana e!

🇫🇷 Un jour, j'étais descendu sur la place du 13 mai à Analakely. Ce jeune leader du mouvement, après les derniers retournements de situation, disait à la foule : "Maintenant, vous pouvez m'appeler Monsieur le Président!".

Pfff, Macron me le rappelle ...

C’est marrant, j’ai vu personne relever le fait que le gros con qui demande le respect tutoye son interlocuteur sous prétexte que celui-ci est jeune. Bonjour le respect quand tu commences direct à établir un dialogue déséquilibré…

🇲🇬 ⚽
1982

Tamin'ny Mondial 1982 no farany tsy nisy tafakatra tamin'ny dingana faharoa ny ekipa afrikanina. 24 no nanao mondial tamin'izany fa tsy 32, ary 2 tamin'ireo no afrikanina, samy raraka teo amin'ny dingana voalohany.

Ny 1986, 1990, 1994 ary 1998 dia nisy ekipa afrikanina voalohany tao amin'ny vondrona nisy azy hatrany nandritra ny fihodinana voalohany.

Ity 2018 ity dia mety tsy hisy ekipa afrikanina ho tafakatra amin'ny ampahavalon-dàlana.

Mila manova ny fomba fifanitsanana i Ahmad.