Suivre

🇲🇬
* Ka hitanao? Ilay zanako lahimatoa iny mantsy, ilay lava ranjanana iny, i Lava no anarambositra fiantson'ny olon-drehetra azy. Dia hatramin'ny nahazoany an'izay anarambositra izay dia nanjary i "Maman'i Lava" ihany koa no fiantson'ny olona ahy.

Aza atao Lava ny anaran'ny zaza!

· · Web · 0 · 0 · 0
Inscrivez-vous pour prendre part Ă  la conversation
Mastodon Madagascar

Le réseau social de l'avenir : pas de publicité, pas de surveillance institutionnelle, conception éthique et décentralisation ! Gardez le contrôle de vos données avec Mastodon !