Suivre

🇲🇬 - Andry a! Ireto hono no lisitry ny minisitra atolotry ny HVM
* Hmm... OK, ekeo daholo leisy Ntsay an!
- Fa mitapy ve ianao prezidĂ ? I anona, dia i anona, dia i anona, ... Azo leferina ve izao?
* Ekeo daholo leisy a! Amin'izay hitan'ny olona hoe lany olo-manga ny antoko manga. Dia ho voasembantsembana ireo mandritra izao propagandy efa manomboka izao.

· · Web · 0 · 0 · 0
Inscrivez-vous pour prendre part Ă  la conversation
Mastodon Madagascar

Le réseau social de l'avenir : pas de publicité, pas de surveillance institutionnelle, conception éthique et décentralisation ! Gardez le contrôle de vos données avec Mastodon !