Suivre

🇲🇬 Tamin'izay fifandimbiasam-pahefana nanovana ny filoham-pirenena teto Madagasikara, na tamin'ny alàlan'ny fifidianana na tamin'ny alàlan'ny tsy fifidianana, hatramin'ny andro niakaran'i Zafy Albert teo amin'ny fitondrana ka mandraka androany, dia olona iray ihany no nandresy, ary izy foana, (ankoatry ny fotoana niverenan'i Deba vetivety).
Mbola io olona io ihany no handresy amin'ity 2018 ity. Ny anarany?

Norbert Lala Ratsirahonana.

· Web · 0 · 0 · 0
Inscrivez-vous pour prendre part Ă  la conversation
Mastodon Madagascar

Une instance malgache de Mastodon.
Mastodon est un service de microblog similaire à Twitter. Il est libre, décentralisé et fédéré. Il permet de courts messages (max. 500 caractères), de définir leur degré de confidentialité et de suivre les membres du réseau sans publicité ni pistage.