Suivre

🇲🇬 🕵️ 🧒
Rehefa very zanaka ilay ray aman-dreny dia mahay manetsika ny tany sy ny lanitra mangataka "partage" sy ny sisa, fa rehefa hita ilay zaza dia tsy mba tsaroany velively ho adidy ny mampahafantatra ny mombamomba ilay fahaverezana, fikasana hangala-jaza ve, ditraditran'ankizy ve, sa fifandisoana fotsiny ihany?

Inscrivez-vous pour prendre part à la conversation
Mastodon Madagascar

Une instance malgache de Mastodon.
Mastodon est un service de microblog similaire à Twitter. Il est libre, décentralisé et fédéré. Il permet de courts messages (max. 500 caractères), de définir leur degré de confidentialité et de suivre les membres du réseau sans publicité ni pistage.