Suivre

🇲🇬🌐👥 Sao dia tokony hiverina hanao Facebook mihitsy aza aho ity? Toa hoe izay misehoseho amin'ny Facebook ao hono voavaha ny olany. Ny fianakavian'i Andotiana nojeren'ny Filoha akaiky sady nahazo vola, ny moto voadonan'ny fiaran'ny zandary nojeren'ny SEG tsara ny raharahany, izany Pakirety izany hono netin'ny MJS nanao Shopping, ilay belza mahantra tany Mahajanga hono efa tafaverina any Belzika ny iray. Etsetra etsetra.

Inscrivez-vous pour prendre part à la conversation
Mastodon Madagascar

Une instance malgache de Mastodon.
Mastodon est un service de microblog similaire à Twitter. Il est libre, décentralisé et fédéré. Il permet de courts messages (max. 500 caractères), de définir leur degré de confidentialité et de suivre les membres du réseau sans publicité ni pistage.