Suivre

🇲🇬⚽ Baolina ihany aloha ary. . Raha resin'i Guinée teo izany i Madagasikara tsy dia nahoako. Raha resin'i Nigeria teo i Madagasikara dia hoy aho hoe normal. Raha nanao ady sahala tamin'i Burundi dia tsy ho nampahamenatra ahy.

Fa ilay RDC kosa aloha, tena harary an-doha aho raha sanatria ka ady sahala hatramin'ny 90 minitra io na sanatria hoe resy eo ny Barea. Ny taimbaka an-dry lerony ohatry ny tena mampite hanamontsana 5-0 mihitsy :D:D

Enga mba hoe "aire d'essai" mialoha ny 1/4 io.

· Web · 0 · 0 · 0
Inscrivez-vous pour prendre part Ă  la conversation
Mastodon Madagascar

Une instance malgache de Mastodon.
Mastodon est un service de microblog similaire à Twitter. Il est libre, décentralisé et fédéré. Il permet de courts messages (max. 500 caractères), de définir leur degré de confidentialité et de suivre les membres du réseau sans publicité ni pistage.