Suivre

🇲🇬💉 Inona ihany ary no mba midina ny vidiny eto Madagasikara?

➡️ Ny Covid Organics sy ny Masques Chirurgicaux.

Ny CoVid Organics izao efa 300Ar ny tavoahangy raha 1500 Ar taloha, 20% sisa.

Ny Cache Vava Orona indray efa 20.000 Ar ny 50 isa raha 50.000 Ar izany taloha, 40% sisa.

Inscrivez-vous pour prendre part à la conversation
Mastodon Madagascar

Le réseau social de l'avenir : Pas d'annonces, pas de surveillance institutionnelle, conception éthique et décentralisation ! Possédez vos données avec Mastodon !