🇲🇬 Rehefa amin'ny fifidianana manaraka eo dia tsy ho lany solombavambahoaka intsony i John Elite fa kobon'ny mpifidy hoe hay ilehity HVM. Fa tsy hiala politika izy fa hirotsaka hofidiana ho Loholona ary ho lany. Iza indray aza no anarana vaovao hahafantarana azy?