🇲🇬🤣 Tombony iray lehibe hitako tamin'ny namerako ny Facebook : hay hono misy an'izany Glopopopy (asa raha izao no fanoratra azy) izany eto amin'ny tanàna, fa izaho tsy maharaka. Mba ho afaka hizesta aho rehefa miresaka amin'ny olona hoe tsy mahay an'izany glopopopy izany.

🇲🇬⚽ Inoako fa vaovao tsara ny fahalanian'i Arizaka Raoul Rabekoto ho filoha vaovaon'ny Federasiona Malagasin'ny Baolina Kitra. Ankoatra an'i Nicolas Dupuis izay lasa mpanolotsain'ny Filohampirenena momba ny baolina kitra. Tsy efa samy tsara kosa ve izany na ny Federasiona na ny Fitondrampanjakana? Isika mpankafy sisa andrasana.

@danslerush
S'ils étaient à moi, je les aurais protégés et enterrés dans une capsule temporelle pour 81 ans et légués à mes arrière petits-enfants, en espérant que la planète soit toujours là en 2100.

@hery j'ai fait un retour sur Facebook lors de la . Et je recommence la détox maintenant.

🇬🇧🐧 For , a new update always means new bugs. If one day, I will quit this job, it will be surely because of the fact I'm forced to use Microsoft products like Skype.

dot.mg a partagé

L'origine du monde version géologie... 🍬

(je sais, j'ai l'esprit mal tourné mais franchement c'est encore plus flagrant en vrai ! 😅)

dot.mg a partagé

[EN] 10K SIGNATURES NEEDED BY FRIDAY! Please sign in support of the Ivato Declaration, which lays out 5 ways the government of Madagascar could rapidly improve the state of biodiversity for the benefit of both nature and people. atbc2019.org/petition-english

🇲🇬🗣️✍️ Amin'ny fiteny malagasy ôfisialy, dia Avrily no marina fa tsy Aprily, Marsa koa no izy fa tsy Martsa. Mahagaga ihany io safidin'ny Akademia io satria dia ny fanonon'ny anglisy no noraisina tamin'ireo volana hafa (Janoary, Febroary, Mey, Jona, Jolay, Aogositra, ... fa dia izay aloha no izy izany.

tenymalagasy.gov.mg/?page_id=5

@fribbledom So, the guy wants you not to seperate your commits, but to simplfy them in one big PR for all.

🇲🇬⚽ Ny fampiononan-tena amin'ilay fahavoazan'ny Barea tany amin'ny JIOI dia hoe : aoka hangina amin'izay ny vavan'ialahy isany mitsikera hoe tsy mba nosafidian'i Dupuis ilay bandy kely avy any amin'i faritr'i ***** nefa tena mahay baolina daholo, hono...

Alefa(sina) indray aloha ny CHAN hojerena e

🇲🇬⚽ Izaho dia mangataka amin'ny CAF mba hahena ho 450.000 USD ny loka homena an'i Algérie, nandrombaka ny amboara , ary ny 4.050.000 USD kosa dia homena ireo lasibatry ny hafaliam-pon'ny mpanohana Alzerianina, indrindra ireo fianakaviana nanana ny havana namoy ny ainy, rehefa vita ny fanadihadiana sy porofo fa hetraketraky ny Alzerianina tokoa no nahatonga izany.

🇲🇬⚽ Rahampitso no ho fantatra izay hiray vondrona amin'i Madagasikara amin'ny fifanintsanana hiadiana ny hanao ny dingana famaranana ny CAN 2021. Ivavaho mba tsy ho tafiditra iray vondrona amin'i Cameroun, fa ireto Kameroney ireto tsy dia mahay baolina kanefa tsy maintsy isan'izay ho tafakatra noho izy mpampiantrano. Dia matetika izay voalohany ao amin'ny vondrona misy azy ihany no tafita ankoatra azy.

dot.mg a partagé

Hum, faudra p'tet que j'essaie de type de piège à souris: youtu.be/3yT2FSq_LGA

Afficher plus
Mastodon Madagascar

Une instance malgache de Mastodon.
Mastodon est un service de microblog similaire à Twitter. Il est libre, décentralisé et fédéré. Il permet de courts messages (max. 500 caractères), de définir leur degré de confidentialité et de suivre les membres du réseau sans publicité ni pistage.