@dot

Salama.

Ianareo ve ilay user "dotmg" mandray anjara amin'ny forum frantsay miresaka crypto/token?

@menjaraz
Salama, raha miresaka paypite dia izaho fa io ihany no crypto nandramako, ankoatry ny BTC sy ETH.

@dot

Misaotra.

Nanandrana ~ Nividy/Nivarotra ve raha azoko tsara? Satria tsy azo "miner-na" (somary hafahafa amiko ilay hoe "minable").

Ohatra ny fiasco ny fahitako ilay PIT...

Disoy aho raha tsy marina izany. Raha izaho manokana centralisé be no sady tsy mangarahara ary manjavozavo ny "gouvernance".

@menjaraz Oui, nividy dia avy eo nivarotra. Tahaka ny crypto rehetra dia fiasco izy, fa nahazoana tombony ho an'izay roboka voalohany. Eo amin'ny resaka spéculation dia azo lazaina ho efa tapitra ny androny. Anaovana transfert na itazomana vola mbola ça va. Centralisé tanteraka izy, tsy mangarahara, mi-tatonne be. Ny hany point positif dia tsy scam, izany hoe izay vola voasoratra ao fa anao dia azo alaina soamantsara, hatreto aloha.

@dot

Tena tsy azoko koa ilay "crypto/token" manavaka tena ho hoe "francophone"...

Ny mpitarika [Frantsa] aza taraiky @ resaka /#cryptocurrencie koa inona no fahagagana andrasana @ ny ambiny trotraka sy taraiky [Fracture numérique...], maro osa sy marefo ara-toekarena

@menjaraz Crypto franco-malgache no tena niaingany satria bandy gasy no dev. Angamba kosa mahasarika Eoropeanina sy Afrikanina kokoa ny hoe francophone noho ny hoe françafricain.

Suivre

@dot

Tsy matotra loatra izany, marketing (k☆baka no betsaka). Izaho izao manaraka an'i (Electroneum) sa manana sa manana kely: Tena samihafa an.

Décentralisé ny Blockchain, mafy ny Dev ary Marketing, alliances maro matanjaka be, Investisseurs matanjaka sns ... nefa mbola sahirana foana ry zareo

electroneum.com/fr/

Inscrivez-vous pour prendre part à la conversation
Mastodon Madagascar

Le réseau social de l'avenir : Pas d'annonces, pas de surveillance institutionnelle, conception éthique et décentralisation ! Possédez vos données avec Mastodon !