Salama.
Ianareo ve ilay user "dotmg" mandray anjara amin'ny forum frantsay miresaka crypto/token?
@menjaraz
Salama, raha miresaka paypite dia izaho fa io ihany no crypto nandramako, ankoatry ny BTC sy ETH.
Misaotra.
Nanandrana ~ Nividy/Nivarotra ve raha azoko tsara? Satria tsy azo "miner-na" (somary hafahafa amiko ilay hoe "minable").
Ohatra ny fiasco ny fahitako ilay PIT...
Disoy aho raha tsy marina izany. Raha izaho manokana centralisé be no sady tsy mangarahara ary manjavozavo ny "gouvernance".
Very vola izany ireo #investisseurs nino sy nahatoky nikipy ireo #promoteurs... lasa #ShitCoin ilay izy ary mbola mety ho #DeadCoin no hiafarany.
Ohatra ny tratra farany koa ireo Devs Gasy (miasa jamba rafozana):
https://cryptophonie.org/topic/217/point-à-date-sur-le-projet-paypite
Ny fahazahoako azy: Salariés ry zareo au départ, izao miasa bôjô tsy misy visibilité momba ny ho avy (Paypite)... amiko izany midika fa tsy ampy ny "fonds levés" no sady tsy mety maka "risque" intsony ireo mpampiasa (promoteurs).
@menjaraz ny hikandra bôjo zany indray aloha tsy poinsa ka. Mety efa tsy misy kandra dev intsony io projet io, ireo moderateurs amin'ny forum sy ohatr'izany angamba no tiany holazaina amin'ilay hoe manao bénévole, sy izy tenany fa ny hafa rehefa tapitra ny fandraisam-bola dia mijery kandra hafa indray koa.
Hay ECR-20 Token (Ethereum) ilay Paypite: Smart contract tsy mila "minage" manokana intsony sady tahaka ny misy "versions" roa (2) be izao:
● https://etherscan.io/token/0xc6e7ce1b2b7bad6fefcf18b43f5a3cc93033f854
● https://etherscan.io/token/0x0ff161071e627a0e6de138105c73970f86ca7922
@menjaraz Ilay version faharoa no izy. Façade ihany io ao amin'ny Ethereum io fa ny 99% dia centralisé (na blockchain privé). Ny hoe façade dia tsy miseho ao amin'io ECR20 io akory ny PIT ananan'ny olona any amin'ny portefeuille paypite. Azo atao kosa anefa ny mandefa ny PIT anananao ao amin'io ECR-20 io saingy vitsy no manao an'izany. Ho ahy manokana dia centralisé any amin'i Paypite any ny fananako.
@menjaraz Sahala amin'ireny manao trading BTC ireny, dia atolotrao ho an'ilay plateforme aloha ny BTC anananao, fa azonao sintomina ihany amin'izay fotoana ilavanao azy. Fa ireny tsy miankina ilay trading, fa ny an'ny paypite kosa dia izy ihany no tompon'ilay plateforme de bourse. Tsy mametraka olana amiko manokana aloha, rehefa hoe afaka nandefasako EUR tany andafy, nahazoako tombony kely teto, sy ny sisa dia ampy ho ahy izay.
Tsy mino loatra aho hoe mampiasa "Blockchain privé" ry zareo ao anaty raha tsy azoko hita amin'ny alalana "Explorateur de blocs" ireo Transactions mahakasika ahy manokana raha manjifa aho...
~ Affirmation gratuite jusqu'à preuve du contraire.
@menjaraz Azony atao Excel soamantsara ny kaontin'ny mpanjifa any aminy satria opaque tanteraka :D
Cumbersome database ;-)
@menjaraz Mety hoe zarazarainy amin'ny adiresy samihafa fotsiny ny entany ka. Raha izaho manokana no manana 10 BTC fotsiny aza tsy ho apetrako anaty adiresy tokana.
Ny fampiasana Blockchain tena "décentralisé" anisan'ny fiatombohan'ny resaka "sécurité" tsy azo atao antsirambina.
@menjaraz Tsy tokony hisy idiran'ny dev mihitsy kosa. Tsy ny dev no nanao contrat tamin'ny investisseurs fa ny promoteur an'ilay projet. Azo lazaina ho very vola izay nividy PIT mihoatra ny 0,5 EUR. Ankoatr'izay, tsy nanao minage mihitsy aho. Fa ny paypite dia lalana iray nahazoako BTC sy ETH satria mividy PIT en MGA aho dia mivarotra PIT en BTC dia mahazo BTC.